\v 41Bo si nino izay izy reo nohon'ny hafaliana, dra gaga izy reo, Jesosy nizaka anazy reo ho:'' manana raha hohany se handrareo?'' \v 42Namen'izy reo fia vita tono izy, \v 43Dra nalany izay dra nihaniny teo alohan'izy reo