\v 31 Dra sendra nisy mpisoro niriosy tamin'izay lalana zay,dra nony nahita anazy izy,dra nandeha tegny am-pita.\v 32 Manahaky anizay koa gny Levita raiky , gny fa niriosy tegny andafiny.