\v 43 Dra nisy azely laha tagny an-dagnisy nideho taminazy, nampahery Anazy. \v 44 Tao agnatin'gny fangirifiria, nivavaky tamin-kafanam-po fatrasy Izy, dra gny hasembohany dra nazary gny lio nitete tamin'gny tany.