\v 38Magnomeza, dra omena andrareo izay. Fahafoeza be_izay atafotafo, miara-voahosana dra mitobaka-gny hararaky eo am-pofoana. Araky gny famaharandrareo, gny hamaharana andrareo manahaky izay koa.