\v 24 fa loza ho andrareo izay mana-kerena fa azondrareo izay mahafam-po andrareo. \v 25Loza ho andrareo izay visy amizao, fa bo ho resy handrareo agny afara agny.Loza ho andrareo izay mihomehy akehitriny, fa handala vo hitamagny handrareo agny afara agny.