\v 37Sambasy reo panopo, izay hitan'ny topony fa niamby gny avy izy. Zakako marina amindrareo, fa hisiky gny lamba lavany amigny valahany izy, dra hapipetraky anazy reo an-databasy, dra ho avy izy hanopo anazy reo. \v 38GNy ho avy amigny ora faharo amigny hariva gny