\v 32Zakako amindrareo, marina tokoa, tiky taranaky dra sy ho maty mandra-pisehoan'ireo raha reo. \v 33Gny lagnisy vo gny tany dra ho levo, fa ireo zakako dra sy ho levo mandrakizay.