\v 35 Dra nizaka tamin'ereo Jesosy ho:''Gny fa nandeha andrareo sy niaraky tamin'gny fipetraram-bola, kitapom-basy , dre kiraro Zaho, nisy raha sy apy andrareo se?''Namaly ereo ho:''Sy nisy.''\v 36 Dra nizaka tamin'ereo Izy ho:''Fa za