\v 54 Teo am-pisambora Anazy , dra nitarihan'ereo Izy, dra nandesin'ereo tagny an-tragnon'gny mpisoronabe . Fa Petera nagnaraky laha tegny lavidavisy egny.\v 55 gny fa avy nampirehisy afo teo agnevon'gny tokotany dra niara-nipetraky ereo, dra nipetraky teo agnevon'ereo Petera.