\v 1Dra ereo mpamory hetra aby vo gny mpanota dra avy teo amigny Jesosy ba hiteno anazy.\v 2Nifampinononono ereo Fariseo vo ereo mpanora-dalana, nizaka ho: "Io lelahy ho dra manday mpanota, dra miara-mihina amigny ereo avo aza."