\v 6 Dra raha bo tagny ereo , dra avy gny fotoa hiterahany gny zanany. \v 7 Niteraky zaza lahy izy, zanany volohany, dra izy nandrokoky lamba-zaza Anazy vo nampandry Anazy teo amy fihinanam-bilo, satria sy nisy toera ho anazy reo tao amy hotely.