\v 28Nony nagnariny gny tanana izay nandehanany izy reo, dra naneho fihesiky manahaky gny ho handeha lavidavisy Jesosy. \v 29Fa nanery anazy izy reom nizaka ho:''mizano eto aminay, fa ho hariva izao dra fa hifara gny andro.'' Dra nilisy ba hijano nindray tamin'izy reo Jesosy.