\v 34 Mizaka amindrareo Zaho,fa amin'izay hariva zay dra hisy olo ro eo agn'abony fandria raiky. Gny raiky dra horambesiny, dra gny raiky ho angao.\v 35 Dra hisy to vavy miara-mandisa vary. Gny raiky ho rambesy,vo gny raiky ho anga.''\v 36 [ Fagnamariha:reo fandika taloha soa indrindra dra manala gny andininy faha 36 ho:''Hisy ro lahy agny an-tanimboly; gny raiky ho rambesy,dra gny raiky ho anga.''] \v 37 Nagnontany Anazy ereo ho:''Eza, Topo?''dra Izy nizaka tamin'ereo ho:''Ze hitoeran'gny maty,dra agny koa gny hisy votoro hiara-miango.''