\v 30 Dra ohasin'izay koa gny amin'gny andro hiboaany gny Zanak'olo. \v 31 Amin'izay andro zay, ka anga hiboaky hangalaky gny etany ho egny ambaliky gny tragno ze egny amin'gny tapo-tragno;dra la anga hihery ze agny an-tanimboly.