\v 3 Mitandrema andrareo. Raha manota gny rahalahindrareo, zakao fatrasy izy,dra raha mibebaky izy, mamela anazy. \v 4 Raha manota aminao impito ao agnatin'gny andro raiky izy,dra impito mihery aminao izy, mizaka ho:''Mibebaky zaho,'dra sy maisy mamela anazy anao!''