\v 22 Gny raha-iaby dra nakinin'gny Ray taminahy,vo sy misy mahay ho iza gny Zanaky afa-sy gny Ray, vo sy misy mahay ho iza gny Ray afa-sy gny Zanaky vo ze nisafilian'gny Zanaky haseho Anazy.''