auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2022-04-10 13:08:01 +02:00 committed by root
parent ae6ed9ee94
commit b18b15135f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17Avy eo Jesosy nizoso gny tendrombohisy nindray ramin'ereo dra nisanga tamigny tany marina nindray tamigny pianany maro vo vahoaky maro avy agny Jodia vo Jerosalema dra gny sisin-tanin'ny Tyro vo Sidona. \v 18Avy reo ba hiteno anazy dra ba ho sitragny amigny aretin'izy reo. Sitrany
\v 17Avy eo Jesosy nizoso gny tendrombohisy nindray ramin'ereo dra nisanga tamigny tany marina nindray tamigny pianany maro vo vahoaky maro avy agny Jodia vo Jerosalema dra gny sisin-tanin'ny Tyro vo Sidona. \v 18Avy reo ba hiteno anazy dra ba ho sitragny amigny aretin'izy reo. Sitrany avo koa gny vahoaky izay korotagnin'ny fagnahy maloto. \v 19Gny olon'aby tamin'ireo vahoaky dra niezaky gny hikasiky anazy hatrany satria niboaky avy taminazy gny hery magnasi