auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2022-04-10 13:08:01 +02:00 committed by root
parent 1e33e31c57
commit 163b5c769a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Gny fa nisahatry nizaka Izy, dra nizaka tamin'i Simona Izy ho:''Andeso gny ho agny amin
\v 4 Gny fa nisahatry nizaka Izy, dra nizaka tamin'i Simona Izy ho:''Andeso gny ho agny amin'gny rano laliky koa gny sambokely dra halasao gny haratondrareo ba ahazoandrareo hazandrano.''\v 5 Simona namaly Anazy dra nizaka ho:''Topo o, fa niasa gny hariva totolo zahay, fa sy nahazo dre ino dre ino, fa nohon'gny zakanao, dra ho halasako gny harato.''\v 6 Gny fa nataon'ereo zay, dra nahazo