auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2022-04-10 13:08:01 +02:00 committed by root
parent a8930e2041
commit 13a1236faa
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31Manahaky izay tianao hataon'ny olo aminao, dra tokony hataondrareo amin'izy reo koa izay. \v 32Gny izay olo tia anao avo gny tiavinao, ino gny soa ho azonao amin'izay? fa gny. panota aza ba tia an'izay tia anazy koa. 'v 33Gny amin'izay olo manao soa anao avo koa hanao gny manao soa, ino gny soa ho azonao amin'izay? fa na gny panota aza dra manao manahaky izay. \v 34Gny sy mampindra afasy amin'izay olo holignisa fa hagnery
\v 31Manahaky izay tianao hataon'ny olo aminao, dra tokony hataondrareo amin'izy reo koa izay. \v 32Gny izay olo tia anao avo gny tiavinao, ino gny soa ho azonao amin'izay? fa gny. panota aza ba tia an'izay tia anazy koa. 'v 33Gny amin'izay olo manao soa anao avo koa hanao gny manao soa, ino gny soa ho azonao amin'izay? fa na gny panota aza dra manao manahaky izay. \v 34Gny sy mampindra afasy amin'izay olo holignisa fa hagnery izay aminao avo koa hanao, ino gny soa ho azonao amin'izay?fa na gny panota aza mampindra gny panota, ba hahazoana manahakan'izay koa.