txy_luk_text_reg/05/29.txt

1 line
549 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-10 11:08:01 +00:00
\v 29 Dra nanao fanasa lahibe tao an-tragnony ho an'i Jesosy i Levy. Maro gny mpamory hetra vo gny olo hafa ze nipetraky teo amy latabasy dra nihina niaraky tamin'ereo. \v 30 Kanefa gny Fariseo vo gny mpanora-dalana dra nitaray tamin'ereo mpianany, nizaka ho:''Nanao akory anao gny mihina vo mino miaraky amin'ereo mpamory hetra vo gny olo mpanota hafa?''\v 31 Namaly anazy Jesosy ho:''Sy mila dokotera gny olo salama hitokava gny olo-mary avo.\v 32 Sy avy hitoka gny olo mary ho amin'gny fibebaha Zaho, fa hitoka gny mpanota ho amin'gny fibebaha.''