txy_luk_text_reg/06/41.txt

1 line
471 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-10 11:08:01 +00:00
\v 41fa nanaoakory hanao gny magnety gny sombikazo masaisaiky izay ao agnatin'ny mason'ny rahalahinao, kanefa sy mahasikarisy gny vata-kazo ao agnaty masonao? \v 42Manaoakory gny hizakao gny rahalahinao ho:''ry rahalahy, mamela anahy hangalaky gny sombo-kazo eo amigny akory gny vata-kazo eo amigny masonao? ry piasaravelasihy! alao eo amigny masonao aloha gny vata-kazo, avy eo dra hahita soa handrareo dra afaky hangalaky gny sombin-kazo eo amigny mason'ny rahalahinao.