txy_luk_text_reg/23/01.txt

1 line
291 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-11 07:04:53 +00:00
\v 1 Nisanga gny olo aby tamin'ereo, dra ninday an'i Jesosy teo agnoloan'i Pilato. \v 2 Nanomboky niampanga Anazy izy reo, nizaka ho:''Hitanay itiho lelahy itiho nametaveta gny firenenay, nandrara gny hagnomeza gny hetra ho an'i Kaisara, dra nizaka fa Izy vatany mihisy gny Kristy, Pazaka.''