txy_luk_text_reg/08/07.txt

1 line
302 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-12 05:09:25 +00:00
\v 7 Vo gn'ilany dra voafafy teo amin'gny raha maragnisy niara-nisiry tamin'gny tegnany dra nialaibe . \v 8 Gn'ilany voafafy tegny amin'gny tany lonaky dra namoa vokasy ze soa lavisy avo zato heny.''Tafaran'i Jesosy nizaka gny raha reo, dra nitoka fatrasy Izy ho:''ze mana-sofy hiteno, ao izy hiteno.''