2022-04-11 10:33:21 +00:00
|
|
|
\v 29nanao fagnohara tamin'izy ereo Jesosy ho: "Atio gny hazon'aviavy, vo ereo hazo iziaby. \v 30Iziaby magnoroky an'ereo, dra ho hitadrareo manoka fa agnilany gny lohatao.\v 31Dra izaho avo koa iziaby hitadrareo misaga ereo raha reo, dra fatasidrareo fa mariny gny fazakan'agnahary.
|