txy_luk_text_reg/01/14.txt

1 line
233 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-09 13:33:32 +00:00
\v 14 Hanam-pifalia vo haravoa anao, dra maro koa gny ho faly amy fahaterahany. \v 15 Satria ho lahibe izy eo amason'gny Topo. Sy hino divay dre raha-pinomy mahary mihisy izy, dra ho feno gny Fanahy Masy hatragny an-tron-dreniny izy.