txy_luk_text_reg/24/33.txt

1 line
360 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-10 17:52:01 +00:00
\v 33Nisanga izy reo tamin'io ora io, dra nihery tagny Jerosalema. Nahita reo raiky ambin'ny folo nindrai-nivory izy reo, vo reo izay nindray tamin'izy reo, \v 34Nizaka ho:''Gny tompo dra nisanga tokoa, dra niseho tamin'i Simona.'' \v 35Dra nizakan'ereo izay raha nitranga tegny an-dala, vo gny fomba nisehoan'i Jesosy tamin'izy reo tamigny fanapaha gny mofo.