txy_luk_text_reg/24/45.txt

1 line
290 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-09 08:37:28 +00:00
\v 45Dra nisokafiny gny sain'izy reo, ba hazoan'ereo gny sorasy masina. \v 46Nizaka anazy reo izy ho: ''Izao gny voasorasy, fa gny Kristy dra hizaly, dra hisanga amigny maty ndraiky amigny andro fahatelo. \v 47 Fibebahana vo famelan-keloka agny amigny ferenena aby, manomboky ao Jerosalema.