2022-04-10 11:08:01 +00:00
|
|
|
\v 46Fa magnino handrareo gny mitoka anahy ho;''tompo, kanefa handrareo sy makato izay raha zakako? \v 47Gny olo naby magnotany anahy so mahare gny zakako dra makato izay, dra ho zakako andrareo ho manahaky gny inona izy. \v 48Manahaky gny olo izay nanangana tragno izy, izay nandavaky laliky teo amigny tany dra nagnory gny fototry gny tragno teo agnabony vatolapy, Gny avy gny tondra-drano, dra nandriaky nanohisy izay tragno izay gny rano be, fa sy nampiontsona anazy, satria soa afara gny izy.
|