txy_luk_text_reg/13/34.txt

1 line
414 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-13 11:22:13 +00:00
\v 34 ''Ry Jerosalema , ry Jerosalema , ze mamono gny mpaminany vo mitora-bato reo ze nirahy tagny amindrareo. Ipy zaho gny nagniry gny hanango gny zanakindrareo tahaky gny akoho vavy manangona gny zanany ambany elany, kanefa sy nagniry anizay andrareo. \v 35 Indro,nangany gny tragnondrareo. Izaho dra mizaka amindrareo,sy ho hitanndrareo Zaho ambar-pizakandrareo ho:''Sambasy ze avy amin'gny agnaran'gny Topo.'''