txy_luk_text_reg/01/59.txt

1 line
290 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-09 09:07:18 +00:00
\v 59 Dra tamin'gny andro fahavalo dra avy hamora gny zaza ereo. Saiky ho tokan'ereo hô''Zakaria,'' araky gny agnaran-drany izy. \v 60 Fa gny reniny koa namaly dra nizaka hô:''aha. Jaona gny hitokava anazy.''\v 61 Dra ho ereo taminazy: ''Sy misy amy havanao tokavy amin'izay agnara zay.''