2022-04-11 08:56:30 +00:00
|
|
|
\v 66 Raha vo nazava gny andro , dra niara-niango gny loholo, gny lohan'gny mpisoro vo gny mpanora-dalana. Nandesin'ereo tagny amy Synedriona Izy \v 67 dra nizaka ho:''Raha anao gny Kristy, dra zakao aminay.''\v Fa Izy nizaka tamin'ereo ho:''Raha ho zakako amindrareo, dra sy hino andrareo'',\v 68 dra raha hagnontany andrareo zaho, dra sy hamaly andrareo.
|