txy_luk_text_reg/01/18.txt

1 line
334 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-09 13:33:32 +00:00
\v 18 Dra Zakaria nizaka tamin'gny azely ho:''Nanao akory gny ahalalako anizay? Fa zaho fa anti-dahy dra gny valiko dra tena fa atisy.''\v 19 Dra hoy gny azely namaly vo nizaka taminazy:'Izaho gny Gabriela, gny misanga eo anatrehan'Agnahary. Dra voairaky zaho ba hizaka aminao, hinday anizao vaovao soa zao aminao. \v 20 Koa indro! Ho