txy_luk_text_reg/04/23.txt

1 line
320 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-10 08:02:47 +00:00
\v 23Izy nizaka tamin'ereo ho:'' azo atoky fa hizaka itiky ahobolana tiky aminahy handrareo ho;'' dokotera, satria gny vatanao. Na ino na ino renay fa nataonao tao Kapernaomy, dra manova manahaky zay agny amigny taninao.''' \v 24Nefa nizaka izy ho:'' zakako marina amindrareo. si misy mpiaminany voaray ao amigny taniny.