2022-04-11 10:33:21 +00:00
|
|
|
\v 23 Loza ho an'ereo ze minday vohoky vo ho an'ereo mampinono amin'izay andro zay! Fa hisy fahoria lahibe eo amin'gny tany, dra hahoria amin'io vahoaky io. \v 24 Ho lavon'gny lefo ereo dra ho andesy ho babo agny amin'gny firenena aby, dra Jerosalema dra ho voahosihosin'ereo Zetilisa, mandrapa-tateraly gny andron'gny Zetilisa.
|