txy_luk_text_reg/09/20.txt

1 line
310 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-12 08:40:45 +00:00
\v 20Vo nizaka tamin'azy ereo Izy ho : "Fa ataonao ho izy moa zaho?" Namaly Petera ho: "Gny kristin'andriamanitra.''\v 22Nanao ho: " Gny Zanak'olo dra sy maisy hizano amigny raha maro vo ho nandagnan'ereo loholo vo lohan'ny mpisoro dra ereo mpanora-dalana, ho vono Izy dra amigny andro fahatelo dra hasangany."