txy_jdg_text_udb/20/39.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 39Gny lasa gny famatara dra nilavo lefo tamigny aly reo maramilan'Israely. Dra nanomboky nanafiky i Benjamina dra nahafaty olon'Israely magnodidy gny telopolo, dra hoy izy reo ho: ''Azo atoky fa resy eo agnatrehasika izy reo, manahaky gny tamigny aly volohany.''