txy_jdg_text_udb/20/01.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 1Dra niboaky manahaky gny olo raiky reo olon'Israely, boak'agny Dana dra hatragny Beri- sheba, agnisan'izay avo koa gny tanin'i Gileada, dra nindray nivory teo agnatrehan'i Yaveh tagny Mizpa ereo. \v 2Reo lahiben'i vahoaky aby, gny fokon'Israely aby, nitakasy gny toeran'ereo tao amigny fengonanigny vahoakin'Agnahary__lelahy 400. 000 mandeha tomboky, ze vonona hialy amigny sabasy.