1 line
302 B
Plaintext
1 line
302 B
Plaintext
\v 8 Tafarany, dra i Ibzana laha tao Betlehema gny niasa ho pisara an'i Israely.\v 9 Nana zanadahy telo-polo izy. Nahafo zanakapela telo-polo hampakary izy, dra ninday reo zanakapelany telo-polo agny lelahy hafa laha tagny ambaliky ho agny zanadahiny izy. Nisara an'i Israely nandrisy gny fito tao izy. |