txy_jdg_text_udb/11/21.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 21 Dra Yaveh, gny Zagnaharin'i Israely, nanolosy an'i Sihona vo gny vahoakany aby teo am-pelatagnan'i Israely ka rambesin'ereo.Noho zay dra nalan'i Israely gny tanin'ereo Amorita aby ze mony tao amin'izay firenena zay.\v 22 Nalan'ereo avo koa gny raha iaby tao amy faritanin'ireo Amona, hatragny Arnona ka hatragny Jaboka, dra hatragny an'efisy ka hatragny Jordana.