txy_jdg_text_udb/20/17.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 17Gny vahoakin'Israely, gny sy isahy reo avy amin'i Benjamina, dra miisa 400. 000 olo. zay voaoma hialy amigny sabatra. Reo aby reo dra lelahy pialy. \v 18Nisanga reo olon'Israely, nandeha tagny Betela, dra nangataky torohevisy tamin'i Zagnahary; nagnotany izy ho: ''Iza gny hanafiky volohany an'ireo olon'i Benjamina ho anay? dra Yaveh nizaka ho: ''Joda gny hanafiky volohany.''''