txy_jdg_text_udb/20/34.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 34Reo nisy lelahy voafatina raialy avy agny Israely niboaky hanohisy an'i Gibea, dra namaivay gny aly, fa sy nahafatasy reo Benjamina fa nagnato anazy reo gny loza. \v 35Nandresy an'i Benjamina teo alohan'Israely i Yaveh. Tamin'izay andro izay, dra nahafaty olon'i Benjamina 25. 100 reo maramilan'Isrealy. Reo aby maty dra reo izay fa voaoma hialy amigny sabatra.