txy_jdg_text_udb/19/18.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 18Gny Levita nizaka taminazy ho: "An-dala boak'agny Betleheman'i Joda ho agny amigny farisy lavisy faratapony amigny tany havoan'i Afraima, ze niaviako zahay. Nagnagny Betleheman'i Joda zaho, dra handeha ho agny atragnon'i Yaveh, nefa sy hisy olo hapetragno anahy. \v 19Mana mololo vo hany ho anigny apondranay zahay, dra misy mofo vo divay ho anahy vo ho an'ireo panopo apelanao atiky, dra ho anigny tovolahinao miaraky amireo panoponao. Sy misy raha manakosiky anay.