txy_jdg_text_udb/11/29.txt

1 line
497 B
Plaintext

\v 29 Laha teo amin'i Jefta gny Fagnahin'i Yaveh, ka niriosy an'i Gileada vo Manase izy , dra niriosy an'i Mizpa agny Gileada, dra laha tao Mizpa an'i Gileada izy dra nandalo gny vahoakin'i Amona. \v 30 Nanao voady tamin'i Yaveh i Jefta dra nanao ho:''Raha omenao fandrese eo ay vahoakin'i Amona zaho,\v 31 dra na ino na ino miboaky gny vatrangara gny tragnoko ba hitsena anahy fa gny mihery am-piadana laha tagny amy vahoakin'i Amona zaho, dra ho an'i Yaveh, dra hatolosy ho fagnatisy oroa zay.''