txy_jdg_text_udb/07/09.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 9Tamin'io hariva io avo dra hoy Yaveh taminazy ho: "Mifohaza! Tafio gny toby, fa hameko anao gny fandresena an'izay. \v 10Fa raha matahosy gny hizoso koa hanao, dra mizosoa ao atoby miaraky amin'i Pora panoponao, \v 11dra tenoy ze zakan'ereo, dra hatazaho gny heri-ponao amigny fanafina gny toby." Dra nizoso niaraky tamin'i Pora panopony, tao amireo toera fiambena gny toby i Gideona.