txy_jdg_text_udb/06/14.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 14Nagnety anazy Yaveh dra nizaka ho: "Mandehana amizao hery fa anagnanao izao. Afaho eo atagnan'i Midiana i Israely. Sy fa nagniraky anao ra zaho?" \v 15Hoy Gideona taminazy: "Nagnino re ry topo gny hamozeko an'Israely? Ingo, gny fianakaviako gny marefo indridra ao amin'i Manase, dra izaho gny farany sy manan-daza indrindra ao atragnonigny babako."