txy_jdg_text_udb/05/05.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 5Nihovisovisy teo agnatrehanigny tavan'i Yaveh gny tendrombohisy; egny na gny Tendrombohisy Sinay aza dra nihovisovisy teo agnatrehanigny tavan'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely. \v 6 Tamigny andron'i Samgara (zanadahin'i Anata), tamigny andron'i Jaela, nanga reo lalam-be, dra reo ze nandeha avo gny napiasa reo sakeli-dala miolaky.