txy_jdg_text_udb/04/19.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 19 Hoy izy taminazy: "Ba ameo rano kely ho nomy re zaho, fa mangetaheta." Nanakasy kitapon-dronono halisy izy dra nagnome anazy ho nomy, boak'eo dra nirakofiny ndraiky izy. \v 20Hoy izy taminazy: "Misangana eo am-batrangaranigny lay. Raha misy olo avy dra magnotany anao ho: 'Misy olo ra gnato?' , dra zakao ho: 'aha'."