txy_jdg_text_udb/04/14.txt

1 line
253 B
Plaintext

\v 14Hoy Debora tamin'i Baraka: "Mandehana! Fa ty andro ze nagnomezan'i Yaveh fandresena andrareo eo amin'i Sisera. Moa ra sy mitariky andrareo i Yaveh?" Dra nizoso boak'egny atendrombohisy Tabara niaraky tamireo lelahy ray aly nagnaraky anazy i Baraka.