txy_jdg_text_udb/04/06.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 6Nagniraky an'i Baraka zanadahin'i Abinoama boak'agny Kadesy ao Naftaly izy. Hoy izy taminazy: "Yaveh, ry zagnaharin'Israely, mandidy anao ho: 'Mandehana agny atendrombohisy Tabara, dra mindesa lelahy ray aly boak'ao Naftaly vo Zebolona. \v 7Hagnasoaky an'i Sisera, pitari-tafik'i Jabina zaho, ba hihao aminao eo amigny reninao Kisona, miaraky amireo Kalesiny vo reo tafiny, dra hagnome anao fandrese anereo Zaho."