txy_jdg_text_udb/03/28.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 28 Hoy izy tamin'ireo ho:''Magnaraha anahy, fa handresy reo fahavalondrareo Yaveh, dra reo Moabita.''Nagnaraky anazy izy reo dra nisambosy reo fitan'i Jordana fandalovan'ireo Moabita, dra sy namela na iza na iza hisahaky gny renirano izy reo.\v 29 Tamin'izay fotoa zay dra namono lelahy Moabita teo amy ray aly teo izy reo, dra lelahy natazaky vo mahavita anazy izy aby. Sy nisy afa-nandosy.\v 30 Dra tamin'izay andro zay Moaba dra resiny tazak'Israely, dra nilamy nadrisy gny valopolo tao gny tany.